|
|
|
|

Teny iditra1  banky fametraham-bola
Singan-teny  2 banky, 3 fametrahana, 4 vola
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 banque de dépôt. [1.13]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12